Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Hafatotra tsirairay amin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ny mason-drojo roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Hafatotra tsirairay amin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Ka ny rojo volamena roa hampidirinao amin’ny masom-bolamena roa, amin’ny tendron’ny saron-tratra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ny vava vola roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin'ny vava vola roa, izay amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ny mason-drojo roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia mbola nohaingoiny sarina harato sy karazana mason-drojo ny koronosy teo an-tampon’ny andry tsirairay, ka nisy fito isaky ny koronosy ireo.


Nohaingoiny sarin’ampongabendanitra nisy andalana roa koa teo amin’ny harato mandrakotra ny koronosy.


dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana.


hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.


ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia hapetaka amin’ny bokom-bolamena izay eo ambonin’ny beritelon’ny efôda mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra