Eksodosy 28:22 - Baiboly Katolika22 Amin’ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Asio rojo kely volamena tsy miharo, mirandrana toy ny tady eo amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 «Rojo volamena madio anankiroa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no hatao eo amin’ny saron-tratra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 «Rojo volamena madio anankiroa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no hatao eo amin’ny saron-tratra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary eo amin’ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary eo amin'ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Asio rojo kely volamena tsy miharo, mirandrana toy ny tady eo amin’ny saron-tratra. Jereo ny toko |