Eksodosy 28:15 - Baiboly Katolika15 «Dia manaova saron-tratra fitsarana, asa-mpanenona mahay; hatao mitovy tenona amin’ny efôda, hatao amin’ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika mihasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary manaova saron-tratra fitsarana, asan’ny mpanenona mahay. Toy ny nanaovana ny efoda no hanaovanao azy: Volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 «Mpahay taozavatra no hanao ny saron-tratra fitsarana amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, sady hasiana peta-kofehy volamena toy ny efôda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 «Mpahay taozavatra no hanao ny saron-tratra fitsarana amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, sady hasiana peta-kofehy volamena toy ny efôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary manaova saron-tratra fitsarana, ka asan’ny mpanenona mahay, toy ny nanaovana ny efoda, no hanaovanao azy; volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina no hanaovanao azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary manaova saron-tratra fitsarana, ka asan'ny mpanenona mahay, toy ny nanaovana ny efoda, no hanaovanao azy; volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina no hanaovanao azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ary manaova saron-tratra fitsarana, asan’ny mpanenona mahay. Toy ny nanaovana ny efoda* no hanaovanao azy: Volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona. Jereo ny toko |