Eksodosy 28:14 - Baiboly Katolika14 sy rojo volamena madio madinika roa hatao mirandrana toy ny tady, araiketo amin’ny randram-bolamena ny rojo madinika miendri-tady.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 sy rojo kely volamena tsy miharo roa; mirandrana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hapetakao eo amin’ny randram-bolamena ireo rojo kely toy ny tady ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 sy olam-bolamena tsara roa; mifanolana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hataonao eo amin’ny randram-bolamena ireo olam-bolamena toy ny tady ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 sy olam-bolamena tsara roa; mifanolana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hataonao eo amin'ny randram-bolamena ireo alom-bolamena toy ny tady ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 sy rojo kely volamena tsy miharo roa; mirandrana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hapetakao eo amin’ny randram-bolamena ireo rojo kely toy ny tady ireo. Jereo ny toko |