Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:16 - Baiboly Katolika

16 Ataovy efa-joro mitovy efatra sy roa sosona izy, irain-jehy ny lavany, irain-jehy ny sakany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ho efa-joro miforitra roa ilay izy ary irain-jehy avy ny lafiny efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Ho paosy efamira izy io, ka mirefy 25 santimetatra ny lafiny tsirairay ary

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ho paosy efamira izy io, ka mirefy 25 santimetatra ny lafiny tsirairay ary

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ho efa-joro miforitra roa izy, ary ho irain-jehy avy ny lafiny efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ho efa-joro miforitra roa izy, ary ho irain-jehy avy ny lafiny efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ho efa-joro miforitra roa ilay izy ary irain-jehy avy ny lafiny efatra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:16
3 Rohy Ifampitohizana  

«Dia manaova saron-tratra fitsarana, asa-mpanenona mahay; hatao mitovy tenona amin’ny efôda, hatao amin’ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika mihasina.


ka petaho rava-batosoa an-tranontranony, vatosoa efatra andalana; ny andalana voalohany: sardoana, tôpaza, emeraoda iray avy.


Vato efatra andalana no naravaka azy; ny andalana iray dia sardoana, tôpazy, emeraoda, andalana voalohany io;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra