Eksodosy 28:17 - Baiboly Katolika17 ka petaho rava-batosoa an-tranontranony, vatosoa efatra andalana; ny andalana voalohany: sardoana, tôpaza, emeraoda iray avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Asio vato alatsaka an-tranontranony koa ka efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 horavahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 horavahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary asio vato alatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra andalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda; Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary asio vato alatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra an-dalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Asio vato alatsaka an-tranontranony koa ka efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda; Jereo ny toko |