Eksodosy 26:24 - Baiboly Katolika24 dia hikambana tsiroaroa hatrany ambany ireo, ka hatao miray tsara hatrany ambony amin’ny masom-bola voalohany. Toy izany no hanaovana azy roa avy; hatao amin’ny zorony roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Hakambana ho iray hatrany ambany izy ka hiray tsara hatrany an-tampony, eo amin’ny mason-drojo tokana; ho toy izany avokoa izy roa izay ho eo amin’ny zorony roa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Ireo hazo fisaka roa ireo dia hisy elanelany ara-dalàna eo amin’ny fotony, fa hifanatona tsikelikely, ka hikambana eo amin’ny haba iray any an-dohany. Hatao mitovy izy roa ho hazo fisaka eo amin’ny zorony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ireo hazo fisaka roa ireo dia hisy elanelany ara-dalàna eo amin’ny fotony, fa hifanatona tsikelikely, ka hikambana eo amin’ny haba iray any an-dohany. Hatao mitovy izy roa ho hazo fisaka eo amin’ny zorony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary hakambana ho iray izy hatramin’ny ambany ka hatramin’ny ambony, ka hasianao vava vola iray ihany: ho toy izany avokoa izy roa; eo amin’ny zorony roa no hisy izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary hakambana ho iray izy hatramin'ny ambany ka hatramin'ny ambony, ka hasianao vava vola iray ihany: ho toy izany avokoa izy roa; eo amin'ny zorony roa no hisy izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Hakambana ho iray hatrany ambany izy ka hiray tsara hatrany an-tampony, eo amin’ny mason-drojo tokana; ho toy izany avokoa izy roa izay ho eo amin’ny zorony roa. Jereo ny toko |