Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:23 - Baiboly Katolika

23 hanao hazo fisaka roa ianao hatao amin’ny zoron’ny Fonenana, ao amin’ny farany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny ivoho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely amin'ny lafiny ivoho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Nopetahany hazo fisaka sedera ny roapolo hakiho hatreo amin’ny fara rindrina hatrany amin’ny tany ka hatrany amin’ny loha rindrina, ary ny trano dia nanavahany izay ho Fitoerana Masina, Fitoerana Masina indrindra.


Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,


dia hikambana tsiroaroa hatrany ambany ireo, ka hatao miray tsara hatrany ambony amin’ny masom-bola voalohany. Toy izany no hanaovana azy roa avy; hatao amin’ny zorony roa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra