Eksodosy 25:34 - Baiboly Katolika34 Ny tahon’ny fanaovan-jiro hisy ravim-boninkazo efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Eo amin’ilay tahobeny kosa dia hisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Eo amin’ilay tahobeny kosa dia hisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary eo amin’ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny, Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary eo amin'ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny, Jereo ny toko |