Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Eo amin’ilay tahobeny kosa dia hisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Eo amin’ilay tahobeny kosa dia hisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Ny tahon’ny fanaovan-jiro hisy ravim-boninkazo efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary eo amin’ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary eo amin'ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:34
3 Rohy Ifampitohizana  

«Hisy koa fitoeran-jiro volamena madio hamboarina; voasana no hanaovana azy, ka ny faladiany sy ny tahony, ny raviny sy ny bokony ary ny voniny dia hitambatra ho tena iray ihany.


Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.


Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra