Eksodosy 25:35 - Baiboly Katolika35 Hisy bokony iray eo ambanin’ny rantsana roa voalohany, avy amin’ny tahom-panaovan-jiro, bokony iray koa eo ambanin’ny rantsany roa manarakaraka, avy amin’ny tahom-panaovan-jiro, ary bokony iray koa eo ambanin’ny rantsany roa farany, avy amin’ny tahom-panaovan-jiro, araka ny rantsany enina, avy amin’ny tahom-panaovan-jiro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, bokony iray koa no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy ary bokony iray koa no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy; izany hoe amin’ny rantsany enina izay miray amin’ny fitoeran-jiro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Ary eo ambanin’ny rantsana enina izay miainga avy amin’ny tahobeny dia hisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Ary eo ambanin’ny rantsana enina izay miainga avy amin’ny tahobeny dia hisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 dia kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray koa eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray koa eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy; dia amin’ny sampany enina izay miray amin’ny fanaovan-jiro. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 dia kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray koa eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray koa eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy; dia amin'ny sampany enina izay miray amin'ny fanaovan-jiro. Jereo ny toko |
bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa voalohany, misampana avy amin’ny fanaovan-jiro; bokony iray teo amin’ny rantsany roa manarakaraka avy amin’ny fanaovan-jiro; ary bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa farany avy amin’ny fanaovan-jiro, araka ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.