Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:9 - Baiboly Katolika9 Ary ianao, ry mpanjaka, rehefa fantatrao izany rehetra izany izao, ataovy izay hamonjena ity taninay amam-pirenenany tra-pahoriana; araka ny hamoram-po izay mahatonga anao ho mora mifankahazo amin’ny olona rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ianao, ry andriamanjaka, no aoka hamotopototra tsara isanisany avy ny amin’izany toe-javatra izany sy hanao izay hikarakarana ny taninay amam-pirenenay tra-pahoriana; hihatra aminay anie ny fangorahana sy fahalalahan-tanana asehonao amin’ny olona rehetra! Jereo ny toko |