Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:8 - Baiboly Katolika

8 ary velom-paniriana marina hanohana ny hajan’ny mpanjaka aho aloha; manaraka izany, mikendry izay mba hiadanan’ny iray tanindrazana amiko aho; fa loza loatra no manjò ny firenena manontolo, azon’ny hasahian’ireo olona ireo loatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Voalohany asesiky ny fiahiana marina ny tombontsoan’ny mpanjaka aho; ary, manaraka izany, kendreko ihany koa ny hanasoavana ireo mpiray firenena amiko, satria loza loatra no manjo ny firenenay manontolo, amin’ny hasahiana afitsok’ireo olona voalazako teo ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra