Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:7 - Baiboly Katolika

7 Ka noho izany, rehefa voaongana tamin’ny voninahitro lovako amin’ny razako aho, izany hoe, tamin’ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe, dia tonga teto,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ireo no nahavoaongana ahy tamin’ny voninahitra lovam-paharazana noraisiko, dia ny maha mpisorombe; koa izany nahatongavako eto.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra