Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:6 - Baiboly Katolika6 Ka hoy ny navaliny: «Ireo Jody atao hoe Asideanina, tarik’i Makabeo, no mpamelona ady amam-pikomiana, ary tsy zakany raha mandry feizay ny fanjakana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ireo Jiosy atao hoe Hasidianina, izay tarihin’i Joda Makabeo, dia mpikotrika ady amam-pikomiana ary tsy mamela ny fanjakana handry feizay. Jereo ny toko |