Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:5 - Baiboly Katolika

5 Nahita fotoana azon’ny haratsiam-panahiny hararaotiny anefa izy, dia tamin’ny niantsoan’ny mpanjaka azy ho ao amin’ny fivorian’ny mpanolo-tsaina sy nanontaniany azy ny amin’ny toetra aman-kevitry ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Kanefa hitan’i Alkima ny fotoana mety hampiharany ny teti-pahadalàny, fony izy nantsoin’ny mpanjaka hiatrika ny fivorian’ny mpanolotsaina azy sy nanontaniany momba ny fihetsika amam-pikasan’ny Jiosy» Ka hoy i Alkima namaly azy:

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra