Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:4 - Baiboly Katolika

4 ka tonga nihaona tamin’ny mpanjaka Demetriosa izy, tamin’ny taona faha-150, nanolotra izao ho azy: satrok’andriana volamena iray mbamin’ny sampan-drofia iray ary koa sampan’ôliva vitsivitsy, araka ny fanatitra fanao amin’ny tempoly; ary tsy nanao afa-tsy izany izy aloha, tamin’io andro io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Izany no nankanesany teo amin’i Demetry mpanjaka, tamin’ny taona faha-151, sy nanolorany azy ireto fanomezana ireto, fehiloha volamena anankiray sy sampan-drofia anankiray ary koa sampan’ôliva vitsivitsy fanatitra ao an-tempoly; saingy tsy nolazainy ny antom-pahatongavany tamin’io andro io.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra