Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:3 - Baiboly Katolika3 Nisy anankiray izay atao hoe Alsima izay efa tonga mpisorona lehibe teo aloha, saingy nandoto tena an-tsitrapo, tamin’ny andron’ny fikorontanana, ka nahalala fa tsy misy azony anantenana famonjena intsony sy tsy misy azony anatonana ny ôtely masina intsony, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Nisy olona anankiray atao hoe Alkima izay efa mpisorombe teo aloha, saingy nandoto tena an-tsitrapo noho izy nanaraka ny fomba grika, tamin’ny andro fikomian’ny Jiosy. Fantatr’i Alkima fa tsy misy azony anantenana vahaolana intsony ny amin’ny tenany ary tsy misy azony anatonana ny alitara masina intsony. Jereo ny toko |