Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:2 - Baiboly Katolika2 ka nahalasa ny tany, sy namono an’i Antiôkosy mbamin’i Lisiasy mpiahy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nahalasa ny tany i Demetry sady namono an’i Antiôkosa mbamin’i Lisià mpanabe ny tenany. Jereo ny toko |