Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:1 - Baiboly Katolika1 Nony afaka telo taona, ren’i Jodasa sy ny namany fa hoe: niondrana avy ao amin’ny fitodian-tsambon’i Tripolìi Demetriosa zanak’i Seleokosa, nitondra miaramila maro sy andian-tsambo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Telo taona taorian’izany no nandrenesan’i Joda Makabeo sy ny namany fa tafiditra ao amin’ny seranan’i Tripôly i Demetry zanakalahin’i Seleokôsa ka nitondra tafika matanjaka sy andian-tsambo. Jereo ny toko |