Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:26 - Baiboly Katolika

26 Ka niakatra teo amin’ny fipetrahan’ny mpitsara i Lisiasy niaro ny fanekena araka izay azo atao, dia nitaona sy nandamina tsara ny fon’ny olona, vao niainga ho any Antiôkia. Toy izany no nalehan’ny famelezana sy fihatahan’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Koa niakatra teo amin’ny lampivato i Lisià ary niaro ny fifanekena araka izay azony natao; dia nandresy lahatra ny mpihaino izy, sy nampilamina azy ary nahatarika azy hilefaka, izay vao niainga ho any Antiôkia. Toy izany no zava-nitranga tamin’ny fanafihana sy fihatahan’i Antiôkôsa mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra