Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:25 - Baiboly Katolika25 Kanjo nony tonga tao Ptôlemaisa ny mpanjaka, nasehon’ny mponina tao ny fahasosorany noho ny fanekena, fa nahatezitra azy izany, sy tsy tiany akory ny hanatanteraka ny zavatra tapaka ao aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Kanjo nony tonga tao Ptôlemaîda ny mpanjaka, dia nasehon’ny mponin’io tanàna io ny hasosorany amin’ny fifanekena, satria nahatezitra azy tokoa izany ka tiany holavina ny zavatra tinapaka. Jereo ny toko |