Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:24 - Baiboly Katolika

24 ary noraisiny tsara i Makabeo sady napetrany ho governoran’ny miaramila hatrany Ptôlemaisa ka hatrany amin’ny Gerenianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 ary koa nandraisany tsara an’i Joda Makabeo. I Hezemônida no napetraky ny mpanjaka ho governoran’ny faritra izay manomboka eo Ptôlemaîda ka miafara any Gerà.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra