Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:10 - Baiboly Katolika

10 Fa raha velona koa i Jodasy, tsy mety ho vita ny mampandry feizay ny fanjakana indray.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Raha mbola velona manko i Joda Makabeo, dia tsy ho azo atao mihitsy ny hampandry feizay ny fanjakana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra