Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:11 - Baiboly Katolika

11 Vao niteny toy izany izy, ny sakaizan’ny mpanjaka sisa izay nankahala an’i Jodasy vao mainka koa nampirehitra fatratra ny hatezeran’i Demetriosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Vao niteny toy izany i Alkima, ireo olon-kafa «sakaizan’ny mpanjaka» izay nankahala koa an’i Joda, dia vao mainka nampirisika an’i Demetry hirehi-pahatezerana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra