Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:46 - Baiboly Katolika46 ary efa lany ra mihitsy dia noraotiny ny tsinainy ka natsipiny tamin’ny tanany tao amin’ny vahoaka, dia nangataka tamin’ny Tompon’ny aina amam-panahy izy, mba hamerina izany aminy, indray andro any; toy izany no nahafatesany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Efa lany ra mihitsy i Razisa tamin’izay; dia nongotany ny tsinainy ka natsipiny tanan-droa tao amin’ny vahoaka. Avy eo dia ilay Tompon’ny aina amam-panahy no nivavahany mba hamerina ireny aminy rahatrizay. Toy izany no nahafatesan’i Razisa. Jereo ny toko |