Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:1 - Baiboly Katolika

1 Ren’i Nikanôra tamin’izany fa naka toerana any akaikin’i Samaria i Jodasy sy ny namany, ary nikasa hamely azy tsy amin’ahiahy izy amin’ny andro sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Fantatr’i Nikanôra tamin’izay fa naka toerana teo akaikin’i Samaria i Joda Makabeo sy ny namany, ka tapa-kevitra izy ny hamely azy andro sabata amin’ny fomba azo antoka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra