Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:2 - Baiboly Katolika

2 Nilazan’ireo Jody noterena hanaraka azy izy, nataony hoe: «Aza mamono azy ireo, amin’ny fomba masiaka sy barbarianina toy izany, fa omeo voninahitra ny andro izay efa nohajaina sy nohamasinin’Ilay mitondra izao rehetra izao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ireo Jiosy noteren’i Nikanôra hanaraka azy kosa dia nilaza taminy hoe: –Aza mamono azy ireo amin’ny fomba masiaka sy barbarianina toy izany, fa omeo voninahitra ny andro izay efa nahazo haja aman-kasina tamin’ilay Andriamanitra miahy an’izao tontolo izao!

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra