Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:3 - Baiboly Katolika3 Tamin’izay ity tsy misoro-doza fatin-tany nanontany raha misy Tompo any an-danitra nandidy ny hankalazana ny andro sabata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Kanefa io jiolahy tsy misy toa azy io dia nanontany hoe: –Misy ve manampahefana any an-danitra nandidy ny hankalazana ny andro sabata? Jereo ny toko |