Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:4 - Baiboly Katolika

4 Ka hoy ireo namaly azy: «Tsy iza fa ny Tompo Andriamanitra velona, ilay Tompo lehibe indrindra any an-danitra, dia Izy no nandidy ny hankalazana ny andro fahafito.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ka novalian’ireo Jiosy hoe: –Eny, ilay manampahefana any an-danitra dia ilay Tompo Velona Izay nandidy ny hankalazana ny andro fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra