Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:5 - Baiboly Katolika

5 Fa hoy kosa izy: «Izaho koa dia tompo lehibe indrindra eto an-tany ary mandidy handray fiadiana sy hanao ny fanompoana ny manjaka.» Kanjo tsy nahazo nanatanteraka ny fikasan-dratsiny izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Fa hoy kosa i Nikanôra hoe: –Izaho koa manampahefana eto an-tany ka mandidy anareo handray fiadiana sy hanao ny fanompoam-panjakana. Kanjo tsy afaka nanatanteraka ny fikasan-dratsiny izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra