Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:6 - Baiboly Katolika6 Raha mbola nentanin’ny fitokiany feno avona teo i Nikanôra ka nihevitra hanangana fahatsiarovana ny indray namaboany an’i Jodasy sy ny namany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nasesiky ny fireharehana mihoa-pampana i Nikanôra ka nihevitra sahady ny hampijoro tsangambatom-pandresena amin’ny fitaovam-piadian-dry i Joda sy ny namany. Jereo ny toko |