Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:45 - Baiboly Katolika45 Mbola velona izy ary nirehitra ny fony, ka niarina, nanorika tamin’ny tenany rehetra ny ra, ary na dia voaratra mahatsiravina aza izy dia nihazakazaka namakivaky ny vahoaka nitsangana eo ambonin’ny vatolampy anankiray, nijoro teo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Mbola velona ihany izy, ary nentanin-kafanampo ka niarina; nanorika tamin’ny tenany manontolo ny ra, kanefa na voaratra mahatsiravina aza izy, dia nihazakazaka namakivaky ny vahoaka, ary nianika vatolampy anankiray, ka nijoro teo. Jereo ny toko |