Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:44 - Baiboly Katolika

44 Nisava niaraka tamin’izay izy rehetra, ka nisy fitoerana nanjary foana teo, dia teo afovoan’io izy no nianjera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Nisava niaraka tamin’izay ny olona rehetra, ka nisy faritra babangoana teo, dia teo afovoan’io no nianjeran’i Razisa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra