Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:43 - Baiboly Katolika

43 Nikorapaka loatra anefa izy, ka tsy voa tamin’ny faritra mety hahafaty ny tenany; nony nahita ity vahoaka nibosesika teo amin’ny varavarana izy, nihazakazaka tamin-kerim-po nankany an-tampon’ny manda, dia nivarina an-kasahiana teo amin’ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Nikoropaka loatra kosa i Razisa teo anoloan’ny loza, ka tsy voakendry tsara mba hahafaty azy ilay trabaky ny sabatra. Nony nahita ireto miaramila nibosesika teo amin’ny varavarana izy, dia nihazakazaka tamin-kerimpo nankany an-tampon’ny manda, ary nivarina an-kasahiana teo amin’ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:43
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra