Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:42 - Baiboly Katolika

42 fa naleony maty amim-boninahitra toy izay voasambotry ny tanan’olo-meloka, sy iharan’ny fanevatevana tsy mendrika ny fiandrianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 satria naleony maty amim-boninahitra toy izay voasambotry ny olo-meloka sy iharan’ny fanevatevana manivaiva ny fahamendrehany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra