Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:41 - Baiboly Katolika

41 Efa ho azon’io antoko-miaramila io ny tilikambo, efa hidirany an-keriny ny efitra fidirana ary efa nahazo baiko handoro azy sy hanakila ny varavarana izy ireo; kanjo nony efa ndeha hisambotra an-dRazisa izy, niantoraka tamin’ny sabany izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Efa ho azon’ireo andian-tafika ireo ny tilikambo nisy an’i Razisa, efa hidirany an-keriny ny varavarana mankany an’efitranony, ary efa voarainy ny baiko handoro sy hanakila ny varavarana; kanjo nahita ny tenany voatemitra hatraiza hatraiza i Razisa, dia niantoraka tamin’ilay sabatra nananany,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:41
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra