Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:38 - Baiboly Katolika38 Fa tamin’ny andro tany aloha, izay tsy maintsy ho nihatahana tsy hifankazahoana akory amin’ny mpanompo sampy, dia nahatarika fiampangana azy ho manaraka ny fivavahan’ny Jody ary tamim-paharetana tsy azo nohozongozonina no nanaovany vy very ny tenany aman’ainy ho an’ny fivavahan’ny Jody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Teo amin’ny fiandohan’ny fikomiana no efa niampangana azy hoe mpifikitra amin’ny fivavahana jiosy; ary tamim-paharetana tsy azo nohozongozonina no nanaovany vy very ny tenany aman’ainy ho fitandroana izany fivavahana jiosy izany. Jereo ny toko |