Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:39 - Baiboly Katolika39 Tian’i Nikanôra ny haneho famantaran’ny fankahalany ny Jody, ka miaramila 500 lahy mahery no nirahiny hisambotra azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Tian’i Nikanôra haseho miharihary ny fankahalany ny Jiosy, ka miaramila mihoatra ny andiany dimy no nirahiny hisambotra an’i Razisa; Jereo ny toko |