Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:37 - Baiboly Katolika

37 Ary nampangaina tamin’i Nikarôna ity olona anankiray atao hoe Razisa, anankiray amin’ny loholon’i Jerosalema, lehilahy tia ny iray tanindrazana aminy izy io, sady tsara laza indrindra, ka natao hoe rain’ny Jody, noho ny soa nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Tamin’ireo loholon’i Jerosalema, dia nisy anankiray natao hoe Razisa. Fatra-pitia ny mpiray firenena taminy izy sady tsara laza tokoa ka nomen’ny olona anarana hoe «Rain’ny Jiosy» noho ny soa vitany. Kanjo nisy niampanga tamin’i Nikanôra io Razisa io.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra