Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:36 - Baiboly Katolika

36 Koa ankehitriny, ry Tompo masina amin’ny fahamasinana rehetra, arovy tsy ho voan’ny loto na inona na inona ity fonenana vao avy nodiovina ity.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Tompo ô, marina tsy taka-pesimpesenina Ianao, ary vao natao fanadiovana ity fonenanao ity; koa ankehitriny mba arovy hatrany izy tsy ho voaloton’inoninona intsony!»

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:36
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra