Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:35 - Baiboly Katolika35 «Tompo ô, tsy mila na inona na inona Ianao, nefa sitrakao ho eto afovoanay ny tempoly honenanao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 «Tompo ô, tsy mila na inona na inona Ianao; kanefa sitrakao ho eto afovoanay ny tempoly onenanao. Jereo ny toko |