Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:34 - Baiboly Katolika34 Avy niteny izany izy, dia lasa. Ny mpisorona kosa tetsy an-daniny nanangan-tanana niandrandra ny lanitra, niantso ilay niady ho an’ny firenentsika izay ela izay, nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Avy niteny izany i Nikanôra, dia lasa. Ny mpisorona kosa nanandra-tanana tamin’Andriamanitra sy niantso Ilay niaro ny firenentsika hatrizay ka nanao hoe: Jereo ny toko |