Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:33 - Baiboly Katolika33 sady nianiana nanao hoe: «Raha tsy atolotrareo ahy migadra i Jodasy, ity fitoerana masin’Andriamanitra ity hofongorako hitovy amin’ny tany, ny ôtely horavako, ary tempoly kanto ho an’i Bakosa no hatsangako eto.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 sady nianiana nanao hoe: –Raha tsy atolotrareo ahy migadra i Joda, dia harodako hatrany am-potony ity tempolin’Andriamanitra ity, horavako ny alitara; ary tempoly kanto ho an’i Diônisy kosa no hatsangako eto. Jereo ny toko |