Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:32 - Baiboly Katolika

32 Nony nilaza marina tamim-pianianana ireo fa tsy nahalala izay misy ny lehilahy tadiaviny akory, dia naninji-tanana tamin’ny tempoly i Nikanôra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Kanefa nilaza tamim-pianianana ireo fa tsy mahalala izay misy ity lehilahy tadiaviny akory; dia naninji-tanana tamin’ny tempoly i Nikanôra,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra