Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:31 - Baiboly Katolika31 Vao hitan’i Nikanôra fa voasingotry ny herim-pikasan’i Jodasy izy, dia nankao amin’ny Tempoly mendrika hohajaina sy masina izy, raha nanatrika ilay sorona fanao iny ireo mpisorona, ka nandidy azy ireo hanolotra izany lehilahy izany aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Vao hitan’i Nikanôra fa voasingotr’i Joda Makabeo izy, dia nankao amin’ilay tempoly manan-kaja sy masina indrindra, raha ilay nanolotra ny sorona fanao iny ireo mpisorona. Nandidy azy ny governora hanolotra an’i Joda aminy. Jereo ny toko |