Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:29 - Baiboly Katolika

29 Tsy azony atao anefa ny manohitra ny mpanjaka ka dia izay fotoana tsara hanatanterahany ny didiny, amin’ny tetik’ady, no notadiaviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Saingy tsy afaka nanohitra ny mpanjaka izy, hany ka nitady izay fotoana tsara hanatanterahany ny didiny amim-pitaka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra