Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:28 - Baiboly Katolika28 Nivarahontsaka foana i Nikanôra no nandray izany taratasy izany; mafy aminy loatra ny hamadika ny fanekena efa raikitra, sady tsy nanao ny tsy marina na dia kely aza i Jodasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Nivarahontsana i Nikanôra teo am-pandraisana izany taratasy izany; mafy aminy loatra ny hamadika ny fifanekena efa raikitra, sady tsy nisy zavatra tsy an-drariny nataon’i Joda. Jereo ny toko |