Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:27 - Baiboly Katolika27 Nisamontitra ny mpanjaka tamin’izay; nentanin’ny endrikendrik’ilay tsy misoro-doza io izy, ka nanoratra ho an’i Nikanôra nilaza ny tsy fankasitrahany velively ny fanekena natao, sy nandidy azy handefa faingana an’i Makabeo migadra, ho any Antiôkia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nisafoaka ny mpanjaka tamin’izany; ary voambosin’ny endrikendrik’ilay tsy misoro-doza io izy, ka nanoratra ho an’i Nikanôra hoe: «Tsy ankasitrahiko velively ny fifanekena natao, ary mandidy anao aho hisambotra an’i Joda Makabeo sy handefa azy faingana ho aty Antiôkia.» Jereo ny toko |