Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:22 - Baiboly Katolika

22 Nisy miaramila mitam-piadiana anefa, napetrak’i Jodasy tao amin’ny fitoerana tsara rahateo, fandrao misy famadihana tampoka avy amin’ny fahavalo. Tsara resaka izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Miaramila mitam-piadiana no napetrak’i Joda tao amin’ny toerana sahaza, ka vonona hirotsaka an-tsehatra ireo raha sendra misy fivadihana tampoka avy amin’ny fahavalo. Kanefa nirindra tsara ny resaky ny roa tonta.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra